Teny iditra | 1 mifanambina |
Fototeny | 2 ambina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra soa ho an' ny ankilany avy ny fiarahan' ny roa tonta: Nifanambina izy mivady fa sady niteraka maro no nahangona harem-be [1.1] |
Ohatra |
5 ny mifanambina azy kosa dia ny adimizana sy alakaosy. [1.381#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |