Teny iditra | 1 mifanamby |
Fototeny | 2 tamby |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miloka, mifametra-teny fa izay resy an-doka dia manome vola an' ilay mandresy: Nifanamby efajato ariary izy roa lahy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to lay wagers, to bet. See loka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 mifanamby, mifanimba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |