Teny iditra mifanampy (ampy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: miray hina
Ohatra Ny tenin' i Hagay sy Zakaria mpaminany dia tokony hovakina miaraka amin' ny tantara ao amin' ny bokin' i Ezra, fa mifanampy sy mifameno izy telo. [Randzavola: Baiboly]

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07