Teny iditra | 1 mifanandro |
Fototeny | 2 anandro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to take in turn, to be reciprocal, to alternate. |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 fanamondry, mifanandro, nandofiram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |