Teny iditra mifanangana (angana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: miady [Rajemisa 1985]
Ohatra Misy mpivady mifanangana, misy tsy mifanangana ka iray no atsangana, na ny lahy hanangana, na ny vavy hanangana. [Callet: Tantara]

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/03