| Teny iditra (1/4) | 1 angana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny sisa tavela na mijoro
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 ce qui reste après une défaite, après une ruine
5 action de se dédommager, de rentrer dans ses fonds [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 9 angana |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Volon-doko manga antitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 indigo
[1.3] |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Teny iditra (3/4) | 112 angana |
| Sokajin-teny | 113 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
114 blue silk or thread
[1.2] |
| Teny iditra (4/4) | 115 angana |
| Sokajin-teny | 116 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny anglisy |
117 See tsangana
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 121 angany hova |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|