Teny iditra |
mifanaraka
(araka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To agree [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | être d'accord, s'entendre [1.8]
|
Ohatra |
1 | Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia.
[2.470]
|
2 | Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony.
[2.472]
|
3 | Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana:
[2.48]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mifanaraka |
Ny lasa : |
nifanaraka |
Ny hoavy : |
hifanaraka |
Filaza mandidy : |
mifanaraha |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|