Teny iditra | 1 mifanary |
Fototeny | 2 ary |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 s'abandonner réciproquement, ne pas s’assister mutuellement [1.3] |
Ohatra |
5 Dinam-pokonolona malagasy sady didim-pihavanana naraikitry ny Ombalahibemaso ho lalàm-panjakana mihitsy ny «tsy mifanary an-kasoavana sy an-karatsiana », nefa ny fiaraha-miory no zokin'adidy masina indrindra. [2.298] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mifanary io |
Fivaditsoratra | 10 mafira ñy, mañafiry, mifanary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |