Teny iditra mifandetsy (letsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifanala, izany hoe, ohatra, ka ananan' olona vola ny tena, ka misambotra amin' ny tena kosa indray io olona io, tsy aloa ilay volany fa io fotsiny no analana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandetsy
Ny lasa : nifandetsy
Ny hoavy : hifandetsy
Filaza mandidy : mifandetse

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31