Teny iditra mifandiditra (diditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to be entangled [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay s'entrelacer [Rakotonaivo 1993]
Famaritana frantsay être enchevêtré [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifandiditra
nifandiditra
hifandiditra
Ohatra Nitangolika teo aho, ary injay reko ny ao anaty kiboko ao mifandiditra sy miboiboika. [Andraina: I Vola, takila 82]

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17