Teny iditra (1/2) | 1 diditra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.10#D508] firaisana, na fifatorana tsy tsotra fa mifampiolanolana, na mifaningontsingotra be, sarotra vahana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
rolling, twisting. See fadiditra, vadiditra; lilitra also used |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 liditra, fadiditra, vadiditra |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 diditra |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.10#D508] [Betsimisaraka]
toetra nolovana izay mamatotra mafy, mivadiditra; tarazo sarotra ialana; karazana fiaviana, taranaka, fototra niandohana, razana 14 [1.78] [Sihanaka] fomba na talenta na kilema nolovana |
Fivaditsoratra | 15 adiditr, diditra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |