Teny iditra mifandiso (diso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy mifanena, tsy mifanaraka: Nifandiso izahay sy Rakoto. / Nifandiso ny bokotrao fa amboary [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifandiso
nifandiso
hifandiso
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14