Teny iditra mifandringana (ringana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay s'entre-détruire [Malzac 1893]
Endriteny 
mifandringana
mifandringan-
mifandringam-
mifandringa-
nifandringana
nifandringan-
nifandringam-
nifandringa-
hifandringana
hifandringan-
hifandringam-
hifandringa-
Ohatra Fa raha mifandramatra sy mifampihinana ianareo, tandremo fandrao mifandringana. [Baiboly: 55:005:015/Galatianina 5:15..]

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17