Teny iditra mifanerona (erona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888 (page 122)]
Ohatra Rehefa izany dia indreny notaterina nentina niditra tao anaty lavaka, ka vetivety foana dia rà mandriaka sy taimboraka sisa niharihary teo am-pamonoana ary alika iray sy roa miady sy mifanerona eo anoloan' ny tsinain-kena [Rapatsalahy: Kintana, takila 47]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02