|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifaninana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel.
5  [1.7] to engage in a contest; to be rivals
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rivaliser, se faire la concurrence, concourir
Ohatra  7  [2.470] mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely.
Fototeny  8  inana
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mifaninàna
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifaninana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3]
Fototeny  17  faninana

Fivaditsoratra  18  faniminana, ifaninanam, mifaninàna, mifaninana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/24