|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifaninana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  inana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel.
10  [1.7] to engage in a contest; to be rivals
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.8] rivaliser, se faire la concurrence, concourir
Ohatra  12  [2.470] mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely.

Teny iditra (2/2)13  mifaninàna
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifaninana [Fitanisana]
Fototeny  15  faninana
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18  faniminana, ifaninanam, mifaninana, mifaninàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21