Teny iditra |
mifanisa
(isa)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mampitovy isa, mifaninana amin' ny isa: Sahy mifanisa aminareo izahay ¶ Mitovy isa: Mila hifanisa amin' ny olona ny fiarakodia ao an-drenivohitra ao [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | se compter les uns les autres,
être en égal nombre, en égale quantité.
Mifanisa ny vilia sy ny olona: il y a autant
d'assiettes que de personnes. [Abinal 1888]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
mifanisà
(isa)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanisa
|
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985]
|
Fandikana frantsay | [Abinal 1888]
|
|