Teny iditra | 1 mifanitsaka efitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] toe-trano izay tsy misy lalantsara ka voatery miditra amin' ny efitra iray raha te hankao amin' ny efitra ilany |
Singan-teny | 4 mifanitsaka, efitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |