Teny iditra mifanjohy (zohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifanarakaraka mifanao aloha sy aoriana; miaraka lava eny: Nifanjohy ela teny izy roa talohan' ny hivadiany
¶ Mifanenjika: Nifanjohy ny polisy sy ilay mpangalatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifanjohy
nifanjohy
hifanjohy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14