Teny iditra | mifankatia (tia) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Enti-milaza olona roa na maro izay manana fitia mifamaly: Mifankatiava ihany raha mbola velona aina [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | s' entr' aimer [Malzac: Grammaire] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mifankatia io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |