Teny iditra | 1 mifankazatra |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona roa na maro mpiaraka matetika ka mifankahazo tsara |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#869] être accoutumé l’un avec l’autre, être familier l’un avec l’autre, se familiariser: Mifankazatra indrindra izy roalahy (Ces deux individus sont très familiers entre eux) ~ Aza mifankazatra amin’ ny olona rehetra (Ne vous familiarisez pas avec tout le monde) |
Ohatra |
5 [2.285#] Be dia be ny teny iraisana, ka raha vao mifankazatra kely dia mety mifankahazo hevitra; 6 [2.296#] Dia mbola mifankazatra sy mifampitsimbim-pihavanana tahaka ny samy mbola miara-belona: saingy |
Fototeny | 7 zatra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |