Teny iditra | 1 mifanohitra |
Fototeny | 2 tohitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] opposé, contraire |
Ohatra |
6 Raha nanontaniana aza angamba aho dia ho any amin' ny mifanohitra aminy no ho notondroiko. [2.471] 7 Misy hevitra mifanohitra manorisory ahy fatratra iny arira iny, hoy indray Zaka somary nalahelo. [2.5] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22 |
![]() |