Teny iditra mifanondana (ondana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mifanondana
nifanondana
hifanondana
Ohatra Nifampiankina izy roa, ny sorok' i Soa nitehina tamin' i Zaka ary ny loha nifanatona toa hifanondana. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 44]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/18