Teny iditra | 1 mifaoka |
Fototeny | 2 faoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manadio Manesotra amin-kery sy haingana: Hitako nifaoka ny voronkely teo ny papango Mamely amin' ny tandroka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to wipe, to clear away, to carry off, as a bird of prey does; to tear up the earth, as an infuriated bull. 6 [1.7] to wipe; to carry off in passing |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] essuyer; emporter en passant |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mifaoka io |
Fivaditsoratra | 13 afiokam, afokaim, famioka, ifakoam, mifakoa, mifaoka, mifoaka, miofaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |