Teny iditra | mifaritra (faritra) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Having a mark, having boundary lines. [1.2] | |
Fivaditsoratra | mifaritra, mirafitra, mirifatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |