Teny iditra | 1 mifaritra |
Fototeny | 2 faritra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Misy faritra, voafaritra: Tsy azony kasihinany tanintsika satria efa mifaritra mazava tsara Misy dian-javatra na famantarana mipetaka: Misy mifaritra boribory mainty eo amin' ny handriny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] having a mark, having boundary lines. |
Fivaditsoratra | 6 mifaritra, mirafitra, mirifatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |