|
|
|
|

Teny iditra1  mifatratra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mifanety be, mifanizina: Efa mifatratra ny tsaramaso ato fa aoka izay ~ Mifatratra ao amin' ny gara ao fotsiny ny olona fa mbola tsy tonga ny kalesin-dalamby
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] lying close, put close together.
Ohatra  5  [2.470] Izany izy mifatratra anaty tatatra mihosona zezika maloto tsy reny fofona akory !...
Fototeny  6  fatratra
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  mafy tratra, mifatratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21