Teny iditra mifefy (fefy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo?
Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Being walled, being fenced. [1.2]
 To be enclosed by a fence, a wall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être entouré d'une clôture, etc. [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifefy
Ny lasa : nifefy
Ny hoavy : hifefy
Filaza mandidy : mifefe

Teny iditra mifefy (fefy)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31