Teny iditra | 1 mifetoka |
Fototeny | 2 fetoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao endrika toa mampitahotra sy vonona hamely: Nifetoka izy ka natahotra aho 5 Miomana hamely amin' ny tandrony (ny omby) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to turn the head, to be angry, to be enraged, to be violent. [1.2] |
Ohatra |
7 Raha nindramin-dRasoa haka vary akotry tao an-davabary izy indray mandeha , hoy izy nifetoka sy nivoaka ny trano: [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 fitemoka, mifetoka, mitefoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24 |