|
|
|
|

Teny iditra1  mifiaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony: Mifia-pary lava vany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to chew and suck the sugar-cane, bones, and fruit of all kinds.
5  [1.7] to chew and suck as in eating sugar cane
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] mâcher et sucer, comme en mangeant de la canne à sucre
Ohatra  7  [2.131] valala tsy ampoky ny ahitra va aho / ka hifiaka ny antsoro maina / na sarotra aza ny taona / ka hifiaka ny avohomby?
Fototeny  8  fiaka
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mifiaka io

Fivaditsoratra  17  faikaim, ifaikam, mafaiky, miafaky, mifaika, mifiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21