Teny iditra (1/2) | 1 mifingafinga |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Sahirana mamindra matetitetika: Nododonana Rasoa fa maika ny fiarakodia; inty izy mifingafinga ao anatin' ilay zipony tsy mandingan-tatatra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to walk in a loose and awkward manner, as if about to trip. Probably from the movement of the finga, which, having a convex base, is easily made to move about. |
Fototeny | 5 fingafinga |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mifingafingà |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifingafinga [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 [1.2] |
Fototeny | 13 fingafinga |
Fivaditsoratra | 14 fingafingaim, ifingafingam, mifingafinga, mifingafingà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |