Teny iditra (1/2) | 1 mifintina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihafohy sy mihakely: Mifintina ny lamba sasany rehefa sasana Tery mifinjifinjy: Dia manao akanjo mifintina loatra ity ianao! Mihakely, mihamahia: Loza fa vao avy narary izy dia iny nifintina iny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] To shrink, to grow less, to contract, to draw one's limbs together. 5 [1.7] to shrink, to become smaller or shorter |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] se rétrécir, être raccourci; diminuer |
Fototeny | 7 fintina |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mifintìna |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifintina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fototeny | 16 fintina |
Fivaditsoratra | 17 ifintinam, mifintina, mifintìna, nifintiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |