Teny iditra |
mifira
(fira)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Mikapa ala [1.78]
|
| [Bara, Taisaka]
Mikapa hazo [1.78]
|
| [Sihanaka]
Mijinja ahitra amin'ny antsy lava [1.78]
|
| Mikapa zavamaniry mbola eo am-paniriana; mijinja [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cut down, to reap, to fell; to kick with the heel. [1.2]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mifira |
Ny lasa : |
nifira |
Ny hoavy : |
hifira |
Filaza mandidy : |
mifirà |
|
|
Teny iditra |
mifirà
(fira)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifira
|
|
Teny iditra |
mifirà
(fitra)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifitra
|
|