Teny iditra | 1 mifofofofo |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 fofofofo |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mandrivotra fatratra |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to blow hard |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3#178] Souffler fortement fig. travailler vigoureusement, être en fureur 11 [1.8] souffler fort |
Ohatra |
12 [2.324] nifofofofo ny rivotra tamin'io takariva io, ka hoatry ny milaza amin-dRazaimalala, fa anio dia anio ihany no fara andro ihetsehan'ny fofonain-dRandrianaivo. |
Mpanahaka | 13 miasa, miezaka mafy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |