Teny iditra mifohafoha volo
Singan-teny mifohafoha ; volo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vorona mitsangantsangam-bolo noho ny fampijaliana natao taminy (izany hoe olona nampijalina ka hita miferinaina) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04