Teny iditra mifoha olo-mazoto (foha, olona, zoto)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fitenenana enti-milaza fotoana eo amin' ny 5 maraina eo ho eo; fizaran' andro vao maraim-be, fotoana vao maraim-be: Mifoha olo-mazoto izy no niainga [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31