|
|
|
|

Teny iditra1  miforitra
Fototeny  2  foritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka
Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry
Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra
Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby
Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Folded, turned down.
6  [1.7] to be folded
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] être plié
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11