Teny iditra (1/2) | 1 mifosa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manaratsy, manazimba, manamavo Milaza ny hadisoana takona nataon' ny namana raha tsy eo izy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to backbite, to defame, to scandalize. 5 [1.7] to slander, to backbite |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] calomnier, médire |
Fototeny | 7 fosa |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mifosà |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifosa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fototeny | 16 fosa |
Fivaditsoratra | 17 fimaso, fosaim, ifosam, mafiso, mifosa, mifosà, misafo, safoim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |