|
|
|
|

Teny iditra1  mifotroaka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  fotroaka
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Enti-milaza zavatra mibosesika mitady hivoaka miaraka amin' ny fofon' aina ao am-bava na any an' orona: Nifotroaka avy any an' oron' ilay zazakely ilay vatomamy nisondrovaka tany an-tendany
Mitrona mafy: Nony voasominda ilay ombalahy dia nifotroaka

Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2] to rise as smoke; to get very angry; to go in anger to a person with whom one has a dispute.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29