Teny iditra migaingaina (gaingaina (gaina))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sady mafana no manevoka: Migaingaina izany andro izany
¶ Marary, mavesabesatra: Migaingaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy
¶ Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaingaina ireo ka mirehitra tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sultry, oppressive. Used of the weather. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Se dit d'une forte chaleur, d'une lourdeur de tête, de ce qui est trop sec: Migaingaina ny andro (Le temps est très chaud et lourd) ~Migaingaina ny andohako (J'ai la tête lourde) ~ Migaingaina ny kitay hazo (Le bois de chauffage est très sec) [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra migaina

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/10