|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  migenagena
Fototeny  2  genagena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamintina tsara tsy avala higoragora
Mitondra amim-pitandremana fatratra: Migenagena erý izy mitondra ireo atody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to wear the lamba loosely, to carry lightly and carefully. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  migenagenà
Fototeny  11  genagena
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migenagena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15 migenagenà, migenagena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19