|
|
|
|

Teny iditra1  migoigoika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  goigoika
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Mitomany sempotsempotra arahina sentosento
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] to have difficulty in swallowing water, and so giving forth a sound as if choking.
Ohatra  9  [1.437#] migoigoika ny anjomara;

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11