Teny iditra migoragora (goragora (gora))
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Famaritana malagasy Malemy fatotra ka miborabora, malalaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
migoragora
nigoragora
higoragora

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/23