Teny iditra goragora (gora)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mifatotra tsara, mifatotra malemilemy, mora vahana. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy same as borabora [Richardson 1885]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra borabora

Teny iditra goragora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] venir, aller en grand nombre. [David: Dialectes (takila G)]
Mpitovy hevitra borabora ~ gora

Teny iditra gôragôra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] osa, kanosa [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31