Teny iditra | 1 migorobaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Loaka tanteraka hatrany ambadika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to go through. 5 [1.7] to be pierced through |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#200, 1.8] être percé de part en part 7 [1.3#200] aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place) |
Ohatra |
8 [2.59#] Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy; 9 [2.654#] Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina; |
Fototeny | 10 gorobaka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |