|
|
|
|

Teny iditra1  migorobaka
Fototeny  2  gorobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Loaka tanteraka hatrany ambadika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to go through.
6  [1.7] to be pierced through
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#200, 1.8] être percé de part en part
8  [1.3#200] aboutir à: Migoroboka any amin’ny kianja ity làlana ity (Ce chemin-ci aboutit à la place)
Ohatra  9  Dia nozahana fa hofetana, ka misy migorobaka ny rindrina ary misy tany miraraka avy aminy; [2.59#]
10  Ary nony novelarin' Andriamanaliny Betsileo ny lamba tsy an-tsaha, ka loaka migorobaka ao afovoany ny lamba, dia hoy izy, rehefa nihevitra kelikely, Trarantitra, aza marofy, Andrianampoina; [2.654#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11