|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  migorodana
Fototeny  2  gorodana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza rano mandeha manao be indray mikoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to go together in great numbers, to fall upon in a mass, as water over a precipice, or an ambush upon others. [1.2]
Ohatra  6  Matoky izy, na dia misy Jordana migorodana amin'ny vavany aza. [2.996]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  migorodàna
Fototeny  12  gorodana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao migorodana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16 migorodàna, migorodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19