|
|
|
|

Teny iditra1  mihabahaba
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  habahaba
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Misalasala eo anoloan' ny zavatra na hevitra roa, ka tsy tapa-kevitra na hanao an' ity na hanao an' iroa

Fivaditsoratra  8  ihabahabam, mihabahaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29