Teny iditra |
mihady
(hady)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandoaka, mandavaka amin' ny angady: Mihady tany Mihalempona: Mihady isan-taona ny tokotaninay Manongotra: Mihady vomanga Manala, mandoatra avy ao anaty tany: Mihady volamena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To dig, to delve; to spread, to increase, or to deepen, as a disease or an ulcer; to go to the very root of the matter. [1.2]
|
| To dig [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Creuser, fouiller [1.8]
|
Ohatra | Teo ankavian' ny vavahadim-bala, nihady sy nanondraka indray izy.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mihady |
Ny lasa : |
nihady |
Ny hoavy : |
hihady |
Filaza mandidy : |
mihadia |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|