Teny iditra mihady levenam-bola
Singan-teny mihady ; levenam-bola
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20